FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 6:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary tiavo i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo+ sy ny tenanao manontolo+ ary ny herinao manontolo.+

  • Deoteronomia 10:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Ary ankehitriny, ry Israely ô, inona moa no angatahin’i Jehovah Andriamanitrao aminao?+ Tsy izao ihany ve: Ny hatahoranao+ an’i Jehovah Andriamanitrao mba handehananao amin’ny lalany rehetra+ sy hitiavanao azy+ sy hanompoanao an’i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo,+

  • 1 Mpanjaka 8:61
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 61 Ary aoka ho amin’ny fo manontolo+ no hanompoanareo an’i Jehovah Andriamanitsika, ka mandehana araka ny fitsipiny ary tandremo ny didiny, toy ny amin’izao andro izao.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara