FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 10:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Raha vao avy nanolotra ny fanatitra dorana i Jeho, dia niteny tamin’ireo mpihazakazaka sy manamboninahitra lefitra hoe: “Midira, ka vonoy ireo! Aza avela hisy ho tafavoaka na iray aza.”+ Dia namono azy ireo tamin’ny lelan-tsabatra ny mpihazakazaka sy ny manamboninahitra lefitra,+ ka nanipy ny fatiny tany ivelany. Ary nandeha hatrany amin’ny tanàna nisy ny tranon’i Bala izy ireo.

  • 2 Mpanjaka 23:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Navoakany avy tao an-tranon’i Jehovah koa ny tsato-kazo masina+ ka nentiny teny amin’ny sisin’i Jerosalema, teny amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Kidrona. Dia nodorany+ teny izany ka notorotoroiny ho vovoka, ary nafafiny teny amin’ny fasam-bahoaka+ ny vovony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara