FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 29:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 sy ny solifara sy ny sira+ ary ny afo+ mandoro, izay hahatonga ilay tany manontolo tsy hamafazam-boa sady tsy hisy voa hitsimoka na zavatra haniry. Toy izany no nandravana an’i Sodoma sy Gomora+ sy Adma+ ary Zeboima,+ izay noravan’i Jehovah tao anatin’ny fahatezerany sy ny fahavinirany.+

  • 2 Tantara 34:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Mandehana manontany+ an’i Jehovah, ho ahy+ sy ho an’izay sisa tavela any amin’ny tanin’ny Israely sy Joda, momba ireo teny ao amin’io boky+ vao hita io. Fa lehibe ny fahatezeran’i Jehovah+ hihatra amintsika, satria tsy nitandrina ny tenin’i Jehovah ny razantsika ka tsy nanaraka izay rehetra voasoratra ao amin’io boky io.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara