FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 9:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Namabo tanàna voaro mafy+ izy ireo ary nahazo tany lonaka+ sy trano feno zava-tsoa isan-karazany,+ sy lavaka fanangonan-drano efa nohadina,+ sy tanimboaloboka, sy sahan’oliva,+ ary hazo fihinam-boa be dia be. Dia nihinana izy ireo ka voky+ ary nihanatavy+ sady finaritra tamin’ny fiainana, noho ianao tena tsara toetra.+

  • Salamo 65:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Sambatra izay fidinao sy ampanatoninao,+

      Mba hitoetra eo an-tokotanin’ny tempolinao.+

      Ho afa-po tokoa izahay amin’ny zava-tsoa ao an-tranonao,+

      Dia ao amin’ny tempolinao masina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara