2 Tantara 6:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Raha mihidy ny lanitra ka tsy misy orana+ satria nanota+ taminao izy ireo, nefa mivavaka manandrify an’ity toerana ity izy,+ ary midera ny anaranao sady miala amin’ny fahotany, satria tsy nitsahatra nampahory azy ianao,+
26 “Raha mihidy ny lanitra ka tsy misy orana+ satria nanota+ taminao izy ireo, nefa mivavaka manandrify an’ity toerana ity izy,+ ary midera ny anaranao sady miala amin’ny fahotany, satria tsy nitsahatra nampahory azy ianao,+