2 Tantara 6:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Raha mihidy ny lanitra ka tsy misy orana+ satria nanota taminao foana izy ireo,+ nefa mivavaka manandrify an’ity toerana ity izy ary manome voninahitra ny anaranao sady miala amin’ny fahotany, satria nataonao izay hahatonga azy hanetry tena,*+
26 “Raha mihidy ny lanitra ka tsy misy orana+ satria nanota taminao foana izy ireo,+ nefa mivavaka manandrify an’ity toerana ity izy ary manome voninahitra ny anaranao sady miala amin’ny fahotany, satria nataonao izay hahatonga azy hanetry tena,*+