FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Nihanatanjaka hatrany ny fanjakan’i Solomona zanak’i Davida,+ ary nomba azy i Jehovah Andriamaniny,+ ka nanandratra azy ho avo dia avo.+

  • 2 Tantara 7:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Raha manompo ahy toy ny nanompoan’i Davida+ rainao ianao, ka manao izay rehetra andidiako anao+ ary mitandrina ny fitsipiko+ sy ny didim-pitsarako,+

  • 2 Tantara 8:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nanao izany izy, araka izay tokony hatao isan’andro+ momba ireo fanatitra nandidian’i Mosesy hatao amin’ny sabata+ sy ny tsinam-bolana+ ary ny fety+ intelo isan-taona,+ dia ny fetin’ny mofo tsy misy lalivay,+ sy ny fetin’ireo herinandro,+ ary ny fetin’ny trano rantsankazo.+

  • Hosea 6:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Inona no hataoko aminao, ry Efraima? Ary inona no hataoko aminao, ry Joda?+ Fa toy ny zavona maraina ny fitiavanareo,* sady toy ny ando levona vao maraina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara