5Ary naniraka ny mpanompony+ ho any amin’i Solomona i Hirama,+ mpanjakan’i Tyro,+ satria henony fa i Solomona no voahosotra ho mpanjaka handimby an-drainy. Efa hatramin’izay mantsy i Hirama no tia an’i Davida.+
14Ary nandefa iraka ho any amin’i Davida i Hirama+ mpanjakan’i Tyro,+ sady nandefa hazo sedera+ sy mpanorina rindrina ary mpandrafitra, mba hanorina trano ho azy.+