FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 7:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Fa noho ny fitiavan’i Jehovah anareo+ sy ny fanajany ny fianianana nataony tamin’ny razanareo+ no namoahan’i Jehovah anareo tamin’ny tanana mahery,+ mba hanavotany anareo avy tany amin’ny trano fanandevozana,+ avy teo an-tanan’i Farao mpanjakan’i Ejipta.

  • Deoteronomia 33:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Tiany tokoa ny vahoakany.+

      Eo an-tananao daholo ny olo-masin’izy+ ireo.

      Ary ireo kosa mipetraka eo an-tongotrao,+

      Ary nisy noraisiny ny teninao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara