Josoa 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary ho ren’ny Kananita sy ny mponina rehetra eto amin’ity tany ity izany, dia hanodidina anay izy ireo ka hanafoana ny anaranay tsy ho eto an-tany.+ Dia hataonao ahoana ny anaranao be voninahitra?”+ 1 Samoela 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ambenany ny tongotry ny olona tsy mivadika aminy,+Fa ny ratsy fanahy kosa ampanginina ao anatin’ny haizina,+Satria tsy amin’ny herin’ny tenany no andresen’ny olona.+ Salamo 9:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Mitsangàna, Jehovah ô! Aoka tsy hahery noho ianao ny olombelona mety maty.+Aoka hotsaraina eo anatrehanao ireo firenena.+ Matio 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Koa mivavaha toy izao ianareo:+ “‘Rainay izay any an-danitra, hohamasinina+ anie ny anaranao!+
9 Ary ho ren’ny Kananita sy ny mponina rehetra eto amin’ity tany ity izany, dia hanodidina anay izy ireo ka hanafoana ny anaranay tsy ho eto an-tany.+ Dia hataonao ahoana ny anaranao be voninahitra?”+
9 Ambenany ny tongotry ny olona tsy mivadika aminy,+Fa ny ratsy fanahy kosa ampanginina ao anatin’ny haizina,+Satria tsy amin’ny herin’ny tenany no andresen’ny olona.+
19 Mitsangàna, Jehovah ô! Aoka tsy hahery noho ianao ny olombelona mety maty.+Aoka hotsaraina eo anatrehanao ireo firenena.+