2 Tantara 30:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia nifaly+ ny fiangonan’ny Joda+ manontolo, sy ny mpisorona, sy ny Levita,+ sy ny fiangonana manontolo avy tany amin’ny Israely,+ ary ny mpivahiny+ izay avy any amin’ny tanin’ny Israely+ sy izay nonina tany Joda.
25 Dia nifaly+ ny fiangonan’ny Joda+ manontolo, sy ny mpisorona, sy ny Levita,+ sy ny fiangonana manontolo avy tany amin’ny Israely,+ ary ny mpivahiny+ izay avy any amin’ny tanin’ny Israely+ sy izay nonina tany Joda.