FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 7:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Ary izaho, Artaksersesy Mpanjaka, dia nanome baiko+ ny mpitahiry ny harenam-panjakana+ rehetra any ampitan’ny Renirano,+ fa izay rehetra angatahin’i Ezra+ mpisorona, ilay mpanao dika soratra ny lalàn’Andriamanitry ny lanitra, dia tokony homenareo azy avy hatrany,

  • Nehemia 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia tonga tatỳ amin’ireo governora+ tatỳ ampitan’ny Renirano aho, ka nomeko azy ireo ny taratasin’ny mpanjaka. Nisy lehiben’ny tafika sy mpitaingin-tsoavaly koa nalefan’ny mpanjaka niaraka tamiko.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara