-
2 Tantara 30:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Koa araka ny didin’ny mpanjaka, dia lasa nitety ny Israely sy ny Joda ireo mpihazakazaka+ nitondra ny taratasy avy tamin’ny mpanjaka sy ny andrianany,+ ka niteny hoe: “Ry taranak’Israely, miverena+ amin’i Jehovah Andriamanitr’i+ Abrahama sy Isaka ary Israely, mba hiverenany koa amin’ireo sisa tavela aminareo izay tsy azon’ny+ tanan’ny mpanjakan’i Asyria.+
-