11 Voalaza tao fa navelan’ny mpanjaka hifamory+ sy hiaro ny ainy ny Jiosy tany amin’ny tanàna rehetra, ka handripaka sy hamono ary handringana an’izay andian’olona mitam-piadiana any amin’ireo firenena+ sy faritany fahavalony, mbamin’ny zaza amam-behivavy, ary handroba ny fananan’ireny.+