Eksodosy 17:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Soraty ao amin’ny boky+ izao ho fahatsiarovana, sady lazao amin’i Josoa hoe: ‘Hofafako tanteraka tsy ho eny ambanin’ny lanitra ny fahatsiarovana ny Amalekita.’”+ Eksodosy 17:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa hoy izy: “Misy tanana manohitra ny seza fiandrianan’i+ Jah,+ ka hiady amin’ny Amalekita hatramin’ny taranany fara mandimby i Jehovah.”+ Nomery 24:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Misy rano mikoriana foana avy amin’ny sininy roa,Ary eny amoron’ny rano maro+ ny voa afafiny.Hisandratra avo noho i Agaga+ ny mpanjakany,+Ary hasandratra ny fanjakany.+ Salamo 21:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Haringanao tsy ho etỳ an-tany ny zanany,+Ary hofoananao tsy ho eo amin’ny zanak’olombelona ny taranany.+ Salamo 109:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aoka haringana ny taranany,+Ary hofafana tsy hotadidin’ny taranaka mandimby azy ny anarany.+
14 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Soraty ao amin’ny boky+ izao ho fahatsiarovana, sady lazao amin’i Josoa hoe: ‘Hofafako tanteraka tsy ho eny ambanin’ny lanitra ny fahatsiarovana ny Amalekita.’”+
16 Fa hoy izy: “Misy tanana manohitra ny seza fiandrianan’i+ Jah,+ ka hiady amin’ny Amalekita hatramin’ny taranany fara mandimby i Jehovah.”+
7 Misy rano mikoriana foana avy amin’ny sininy roa,Ary eny amoron’ny rano maro+ ny voa afafiny.Hisandratra avo noho i Agaga+ ny mpanjakany,+Ary hasandratra ny fanjakany.+
10 Haringanao tsy ho etỳ an-tany ny zanany,+Ary hofoananao tsy ho eo amin’ny zanak’olombelona ny taranany.+