2 Tantara 20:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia natahotra+ i Josafata ka tapa-kevitra ny hitady an’i Jehovah.+ Koa nanao antso avo izy hoe hisy fifadian-kanina+ manerana an’i Joda. Ezra 8:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia nanao antso avo aho hoe hisy fifadian-kanina teo amin’ny reniranon’i Ahava, mba hahafahanay hanetry tena+ teo anatrehan’Andriamanitray, ka hangatahana azy hitarika ny dianay+ miaraka amin’ny zanakay madinika+ sy ny fanananay rehetra. Matio 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary noana izy rehefa avy nifady hanina efapolo andro sy efapolo alina.+
3 Dia natahotra+ i Josafata ka tapa-kevitra ny hitady an’i Jehovah.+ Koa nanao antso avo izy hoe hisy fifadian-kanina+ manerana an’i Joda.
21 Dia nanao antso avo aho hoe hisy fifadian-kanina teo amin’ny reniranon’i Ahava, mba hahafahanay hanetry tena+ teo anatrehan’Andriamanitray, ka hangatahana azy hitarika ny dianay+ miaraka amin’ny zanakay madinika+ sy ny fanananay rehetra.