FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 27:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Hanandratra ny feony izy ireo noho izay manjo anao, ka hidradradradra mafy.+ Dia hanipy vovoka eo amin’ny lohany izy ireo+ sady hihosin-davenona.+

  • Daniela 9:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa nitodika+ tamin’i Jehovah Andriamanitra aho mba hitady azy, ka nivavaka+ sy nitalaho taminy sy nifady hanina ary niakanjo gony sy nihosin-davenona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara