15 Ireo governora talohako kosa nampitondra enta-mavesatra ny vahoaka, ka nitaky tamin’izy ireo sekely* volafotsy efapolo isan’andro ho vidin’ny sakafo sy ny divay. Nanjakazaka tamin’ny vahoaka+ koa ny mpanompon’izy ireo. Tsy mba nanao toy izany anefa aho+ satria natahotra an’Andriamanitra.+
13 Izao no famaranan-teny rehefa re izany rehetra izany: Matahora an’Andriamanitra+ ka tandremo ny didiny,+ fa izany no adidy tokony hataon’ny olombelona.