Eksodosy 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Ireto avy ny didy havoaka amin’ny fitsarana, ka tokony hampahafantarinao ny vahoaka:+ Nomery 15:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Taorian’izay, dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Tsy maintsy vonoina ho faty ralehilahy,+ ka hitora-bato azy eny ivelan’ny toby ny vahoaka manontolo.”+ Nehemia 9:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nidina nankeo amin’ny Tendrombohitra Sinay ianao,+ ary niteny tamin’izy ireo avy tany an-danitra+ sady nanome azy didim-pitsarana ara-drariny,+ sy lalàna marina,+ ary fitsipika+ sy didy+ mahasoa. Salamo 119:137 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 137 Tia rariny ianao, Jehovah ô!+Araka ny hitsiny ny didim-pitsaranao.+
35 Taorian’izay, dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Tsy maintsy vonoina ho faty ralehilahy,+ ka hitora-bato azy eny ivelan’ny toby ny vahoaka manontolo.”+
13 Nidina nankeo amin’ny Tendrombohitra Sinay ianao,+ ary niteny tamin’izy ireo avy tany an-danitra+ sady nanome azy didim-pitsarana ara-drariny,+ sy lalàna marina,+ ary fitsipika+ sy didy+ mahasoa.