17 Ary tsy misy olona manisy divay vaovao ao anaty siny hoditra efa tonta. Raha izany mantsy, dia ho vaky ilay siny hoditra ka ho raraka ny divay ary ho simba ny siny.+ Fa atao ao anaty siny hoditra vaovao ny divay vaovao, ka tsy simba na ny siny na ny divay.”+