FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 4:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Maro no miteny hoe: “Iza no hanao izay hahitantsika zava-tsoa?”

      Aoka ianao hankasitraka anay,*+ Jehovah ô!

  • Mpitoriteny 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Namantatra ny atao hoe hadalana aho, ka namalifaly ny tenako tamin’ny divay,+ nefa mbola ny fahendrena ihany no nitarika ahy.+ Eny, namantatra ny atao hoe hadalana aho mandra-pahitako hoe inona no tsara ho an’ny zanak’olombelona, amin’izay ataony etỳ ambanin’ny lanitra, mandritra ny androm-piainany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara