FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 16:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Sabata+ fitsaharana tanteraka izany ho anareo, ary hampahory tena ianareo. Lalàna mandritra ny fotoana tsy voafetra izany.

  • 1 Mpanjaka 21:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Raha vao ren’i Ahaba izany, dia nandrovitra ny akanjony izy, ka nitafy lamba gony+ nataony nanolo-koditra. Dia nifady hanina izy sady nandry nitafy gony teo foana. Ary ny famindrany dia nahitana fa kivy tanteraka izy.+

  • Isaia 58:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “‘Fa nahoana no tsy jerenao izahay rehefa mifady hanina,+ ary tsy raharahainao+ rehefa mampahory tena?’+

      “Mahafinaritra anareo erỳ ny andro ifadianareo hanina, nefa sady terenareo hiasa ihany ireo miasa mafy ho anareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara