FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 45:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Fa izao no nolazain’i Jehovah, ilay Mpamorona ny lanitra,+ Ilay tena Andriamanitra,+ ilay Mpamolavola ny tany sy Mpanao azy,+ Ilay nanao azy ho mafy orina,+ ary tsy hoe tsy misy antony ny namoronany azy fa nataony honenana:+ “Izaho no Jehovah, ary tsy misy hafa.+

  • Matio 5:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Sambatra ny malemy fanahy,+ fa izy no handova ny tany.+

  • Apokalypsy 21:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tamin’izay aho dia nahare feo mafy avy teo amin’ny seza fiandrianana, nanao hoe: “Eo amin’ny olombelona ny tranolain’Andriamanitra,+ ary izy hiara-mitoetra+ amin’izy ireo, ary ireo ho olony,+ ka Andriamanitra mihitsy no ho eo aminy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara