Salamo 145:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Miaro an’izay rehetra tia azy i Jehovah.+Fa ny ratsy fanahy rehetra kosa haringany.+ Jeremia 45:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ianao anefa mbola mikatsaka zavatra lehibe ho anao+ ihany. Aza mikatsaka izany intsony.”’+ “‘Fa hahatonga loza amin’ny nofo rehetra aho’,+ hoy i Jehovah, ‘nefa homeko ho babonao kosa ny ainao, any amin’ny toerana rehetra halehanao.’”+
5 Ianao anefa mbola mikatsaka zavatra lehibe ho anao+ ihany. Aza mikatsaka izany intsony.”’+ “‘Fa hahatonga loza amin’ny nofo rehetra aho’,+ hoy i Jehovah, ‘nefa homeko ho babonao kosa ny ainao, any amin’ny toerana rehetra halehanao.’”+