FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 29:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Fony izy nampamirapiratra ny jirony teo ambony lohako,

      Ka ny fahazavany no nitsilo ny diako tao amin’ny haizina,+

  • Salamo 40:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Aza mifehy tena tsy hiantra ahy, Jehovah ô!+

      Hiaro ahy mandrakariva anie ny hatsaram-panahinao feno fitiavana sy ny fahamarinanao!+

  • Ohabolana 6:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Fa jiro ny didy,+ fahazavana ny lalàna,+ ary lalana mankany amin’ny fiainana ny anatra sy ny fanitsiana,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara