Ohabolana 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tano mafy ny anatra omena anao+ ka aza avela.+ Hazòny izy, fa ainao.+ Hebreo 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Marina fa tsy misy famaizana toa mahafaly eo no ho eo, fa mampahory.+ Avy eo anefa izy io, dia mitondra vokatra hiadanana ho an’izay nampiofanina tamin’ny alalan’izany.+ Ary ny fahamarinana+ izany vokatra izany.
11 Marina fa tsy misy famaizana toa mahafaly eo no ho eo, fa mampahory.+ Avy eo anefa izy io, dia mitondra vokatra hiadanana ho an’izay nampiofanina tamin’ny alalan’izany.+ Ary ny fahamarinana+ izany vokatra izany.