FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 40:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Tsy nankasitrahanao ny sorona sy ny fanatitra.+

      Nosokafanao ny sofiko.+

      Tsy nitaky fanatitra dorana sy fanatitra noho ny ota ianao.+

  • Salamo 50:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Tsy noho ny sorona nataonao no ananarako anao,+

      Na noho ny fanatitra dorana natolotrao, izay eto anatrehako mandrakariva.+

  • Isaia 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Hataoko inona koa izay sorona be dia be atolotrareo?”, hoy i Jehovah. “Leon’ny ondrilahy+ atao fanatitra dorana+ sy ny tavin’ny biby nohatavezina+ aho, ary tsy ankasitrahako ny ran’ny+ vantotr’ombilahy sy ny ran’ny ondrilahy kely ary ny ran’ny osilahy.+

  • Jeremia 7:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa tsy niteny tamin’ny razanareo aho, na nanome didy azy ireo momba ny fanatitra dorana manontolo sy ny sorona,+ tamin’ny andro nitondrako azy ireo nivoaka avy tany Ejipta.

  • Amosa 5:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Raha manolotra fanatitra dorana manontolo ho ahy ianareo,+ dia tsy hahafinaritra ahy izany fanatitra atao fanomezana izany,+ ary tsy hojereko akory ny biby nohatavezina ataonareo sorona iombonana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara