Jeremia 11:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 ‘Oliva midoroboka tsara tarehy, ravahan’ireo voany’, no nataon’i Jehovah anaranao.+ Tao anatin’ny tabataba be anefa no nandrehetany afo handoroana azy io. Ary nisy nanapaka ny rantsany.+ Hosea 14:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hisandrahaka ireo rantsany. Ho lasa mihaja tahaka ny hazo oliva+ izy, ary hamerovero toy ny hazon’i Libanona.
16 ‘Oliva midoroboka tsara tarehy, ravahan’ireo voany’, no nataon’i Jehovah anaranao.+ Tao anatin’ny tabataba be anefa no nandrehetany afo handoroana azy io. Ary nisy nanapaka ny rantsany.+
6 Hisandrahaka ireo rantsany. Ho lasa mihaja tahaka ny hazo oliva+ izy, ary hamerovero toy ny hazon’i Libanona.