Salamo 52:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa izaho kosa ho toy ny oliva midoroboka+ ao an-tranon’Andriamanitra.Ny hatsaram-panahin’Andriamanitra no itokisako mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+ Romanina 11:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Izao anefa: Notapahina ny sampany sasany, nefa ianao na dia olivadia aza, dia natao grefy teo amin’izay sisa tavela,+ ka nanjary nandray soa tamin’ny fakan’ilay oliva+ koa, dia ilay fakany be menaka.+ Koa raha izany no izy,
8 Fa izaho kosa ho toy ny oliva midoroboka+ ao an-tranon’Andriamanitra.Ny hatsaram-panahin’Andriamanitra no itokisako mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+
17 Izao anefa: Notapahina ny sampany sasany, nefa ianao na dia olivadia aza, dia natao grefy teo amin’izay sisa tavela,+ ka nanjary nandray soa tamin’ny fakan’ilay oliva+ koa, dia ilay fakany be menaka.+ Koa raha izany no izy,