Salamo 21:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Noho ny famonjenao dia lehibe ny voninahiny.+Ary omenao haja amam-boninahitra izy.+ Ohabolana 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 sao homenao olona ny hajanao,+ ary ireo taonanao ho an’izay mampahory anao,+ Isaia 40:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia hiharihary ny voninahitr’i Jehovah,+ ka hiara-mahita izany ny nofo rehetra.+ Fa ny vavan’i Jehovah no efa niteny.”+ 1 Korintianina 11:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa tsy tokony hisaron-doha ny lehilahy satria endrika+ sy voninahitr’Andriamanitra+ izy, fa ny vehivavy kosa no voninahitry ny lehilahy.+
5 Dia hiharihary ny voninahitr’i Jehovah,+ ka hiara-mahita izany ny nofo rehetra.+ Fa ny vavan’i Jehovah no efa niteny.”+
7 Fa tsy tokony hisaron-doha ny lehilahy satria endrika+ sy voninahitr’Andriamanitra+ izy, fa ny vehivavy kosa no voninahitry ny lehilahy.+