FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 83:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Fa hevi-dratsy no ao am-pony, ka niara-nikaon-doha izy ireo,+

      Ary nanao fifanekena hanoherana anao.+

  • Jaona 5:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 mba hanomezan’ny rehetra voninahitra ny Zanaka,+ toy ny anomezan’izy ireo voninahitra ny Ray. Izay tsy manome voninahitra ny Zanaka dia tsy manome voninahitra ny Ray izay naniraka azy koa.+

  • Jaona 15:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Tsy ho nanan-keloka izy,+ raha tsy nataoko teo aminy ny asa mbola tsy nataon’iza na iza.+ Sady nahita ahy anefa izy izao no nankahala ahy sy ny Raiko koa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara