Salamo 57:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Eo anivon’ny liona aho,+Ary voatery mandry eo anivon’ny mpandrapaka olona, eny, eo anivon’ny zanak’olombelona,Izay manana nify toy ny lefona sy toy ny zana-tsipìka,+Ary toy ny sabatra maranitra ny lelany.+ Salamo 64:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mandranitra ny lelany toy ny sabatra ireny,+Ary mikendry amin’ny zana-tsipìkany, dia ny teny mandratra aloaky ny vavany,+ Ohabolana 12:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Misy manao teny tsy voahevitra, ka tonga toy ny fanindron’ny sabatra,+ fa ny tenin’ny hendry kosa manasitrana.+
4 Eo anivon’ny liona aho,+Ary voatery mandry eo anivon’ny mpandrapaka olona, eny, eo anivon’ny zanak’olombelona,Izay manana nify toy ny lefona sy toy ny zana-tsipìka,+Ary toy ny sabatra maranitra ny lelany.+
3 Mandranitra ny lelany toy ny sabatra ireny,+Ary mikendry amin’ny zana-tsipìkany, dia ny teny mandratra aloaky ny vavany,+
18 Misy manao teny tsy voahevitra, ka tonga toy ny fanindron’ny sabatra,+ fa ny tenin’ny hendry kosa manasitrana.+