FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 18:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ny tenin’ny tsisy saina no hahavoa azy,+ ary fandrika ho an’ny tenany ny zavatra lazainy.+

  • Lioka 19:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Dia hoy izy taminy: ‘Ny teninao+ ihany no itsarako anao, ry mpanompo ratsy! Fantatrao fa olona sarotsarotiny aho, sady maka izay tsy napetrako no mijinja izay tsy nafafiko.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara