FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 5:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 ka izay olona tsy maty dia voan’ny hemoroida.+ Koa niakatra mandrakariva tany an-danitra ny antso vonjy+ nataon’ilay tanàna.

  • Salamo 107:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Iza no hendry? Ny hendry dia izay mandinika izany+

      Sy mampifantoka ny sainy amin’ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehon’i Jehovah.+

  • Hosea 14:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Iza no hendry ka hahazo ny hevitr’izany?+ Ary iza no malina ka hahalala an’izany?+ Fa mahitsy ny lalan’i Jehovah,+ ka ny marina no handeha eo,+ fa ny mpandika lalàna kosa ho lavo eo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara