FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 53:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 53 Ny adala miteny anakampo hoe:

      “Tsy misy izany Jehovah izany.”+

      Manao ratsy izy ireo, ary manao zava-maharikoriko tsy araka ny marina.+

      Tsy misy manao ny tsara.+

  • 2 Petera 2:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Fa teny fireharehana sy tsy mahasoa no lazain’izy ireo. Ary ny fanirian’ny nofo+ sy ny fitondran-tena baranahiny no itaomany+ olona, dia ireo vao afa-niala+ tamin’olona manana fitondran-tena tsy mety.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara