Salamo 52:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tianao daholo izay teny mitondra loza,+Ry lela mpamitaka ô!+ Jakoba 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Afo ny lela.+ Eo amin’ny vatantsika, dia ny lela no feno ny tsy fahamarinana rehetra, satria manisy pentimpentina ny vatana manontolo+ sy mandrehitra ny fizotran’ny fiainana manontolo sady arehitry ny Gehena.*
6 Afo ny lela.+ Eo amin’ny vatantsika, dia ny lela no feno ny tsy fahamarinana rehetra, satria manisy pentimpentina ny vatana manontolo+ sy mandrehitra ny fizotran’ny fiainana manontolo sady arehitry ny Gehena.*