FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 42:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Mangetaheta mafy an’Andriamanitra aho,+ dia ilay Andriamanitra velona.+

      Rahoviana aho no ho tonga, ka hiseho eo anatrehan’Andriamanitra?+

  • Salamo 84:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Manimanina te ho any amin’ny tokotanin’ny tranolain’i Jehovah aho, ka trotraky ny alahelo.+

      Mihoby an’ilay Andriamanitra velona ny foko sy ny tenako manontolo.+

  • Isaia 26:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Maniry anao amin’ny foko manontolo aho amin’ny alina,+ ary mitady anao fatratra aho, ao anatiko ao.+ Rehefa mitsara ny tany+ mantsy ianao, dia hianatra fahamarinana+ ny mponina eto an-tany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara