FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 9:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 “Tsy nankatò+ anefa izy ireo, ary nikomy taminao+ sady tsy niraharaha ny lalànao.+ Novonoiny koa ny mpaminaninao,+ izay nampirisika azy hiverina aminao.+ Ary naniratsira anao tokoa izy ireo.+

  • Salamo 95:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Efapolo taona no nankaloiloy ahy izany taranaka izany.+

      Koa hoy aho:

      “Olona maniasia ao am-pony ireo,+

      Ary tsy mahalala ny lalako.”+

  • Hebreo 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa tandremo, ry rahalahy, sao misy aminareo koa hanjary hanana fo ratsy sady tsy mino, ka hiala amin’ilay Andriamanitra velona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara