Salamo 44:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Noroahinao tamin’ny tananao ireo firenena,+Fa izy ireo kosa no nampitoerinao* hisolo an’ireny.+Nomontsamontsaninao ny firenena samy hafa ka noroahinao.+ Salamo 78:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Noho ny amin’izy ireo no nandroahany tsikelikely an’ireo firenena.+Nizara lova ho azy ireo izy, ka nampiasa tady fandrefesana.+Koa nampitoetra ny fokon’ny Israely tao an-tranony avy izy.+
2 Noroahinao tamin’ny tananao ireo firenena,+Fa izy ireo kosa no nampitoerinao* hisolo an’ireny.+Nomontsamontsaninao ny firenena samy hafa ka noroahinao.+
55 Noho ny amin’izy ireo no nandroahany tsikelikely an’ireo firenena.+Nizara lova ho azy ireo izy, ka nampiasa tady fandrefesana.+Koa nampitoetra ny fokon’ny Israely tao an-tranony avy izy.+