FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 2:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Mihorohoro ny lehilahy mahay mandefa zana-tsipìka,+

      Fa manjary mahery kosa ireo malemy.+

  • 2 Samoela 22:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Homenao hery hoenti-miady aho,+

      Ary hataonao lavo eo ambaniko izay mitsangana hanohitra ahy.+

  • Salamo 18:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ilay tena Andriamanitra no manome hery ahy,*+

      Ary hataony lavorary ny lalako.+

  • Isaia 40:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Omeny hery ny reraka,+ ary ataony matanjaka be ny tsy manan-kery.+

  • Habakoka 3:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 I Jehovah Tompo Fara Tampony no heriko.+ Hataony toy ny an’ny serfavavy ny tongotro,+ ary hampandehaniny eny amin’ny toerana avo+ aho.

      Ho an’ny mpitarika.

      Ampiarahina amin’ny lokangako.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara