FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 62:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Matokia azy foana, rey olona!+

      Aoka ianareo hamboraka aminy ny ao am-ponareo.+

      Fialofantsika Andriamanitra.+ Sela.

  • Salamo 143:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Amin’ny maraina, dia ataovy izay handrenesako ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+

      Fa ianao no itokisako.+

      Ampahafantaro ahy ny lalana tokony halehako,+

      Fa foiko ho anao ny tenako.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara