Salamo 24:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 An’i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy,+Eny, ny tany lonaka sy izay monina eo aminy.+ Salamo 50:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Raha noana aho, dia tsy hiteny aminao,Satria ahy ny tany lonaka+ sy izay rehetra vokariny.+