3Ary naharitra ela ny ady teo amin’ny taranak’i Saoly sy ny ankohonan’i Davida.+ Nihanahery hatrany anefa i Davida,+ fa nihaosa hatrany kosa ny taranak’i Saoly.+
9 Ary homba anao aho na aiza na aiza alehanao,+ ka haringako tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao rehetra.+ Dia hataoko malaza tokoa ny anaranao,+ toy ny anaran’ny olo-malaza eny ambonin’ny tany.