Jeremia 51:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 “Raha iny mbola mafana fo iny izy ireo, dia hanaovako fanasambe sy hataoko mamo, mba hifalifaliany.+ Koa hatory mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo ka tsy hifoha”,+ hoy i Jehovah. Jaona 11:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nilaza izany izy, ary hoy indray izy avy eo: “Matory i Lazarosy namantsika, fa handeha ho any aho hamoha azy.”+
39 “Raha iny mbola mafana fo iny izy ireo, dia hanaovako fanasambe sy hataoko mamo, mba hifalifaliany.+ Koa hatory mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo ka tsy hifoha”,+ hoy i Jehovah.
11 Nilaza izany izy, ary hoy indray izy avy eo: “Matory i Lazarosy namantsika, fa handeha ho any aho hamoha azy.”+