FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 13:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Jereo aho ka valio, Jehovah Andriamanitro ô!

      Ampamirapirato ny masoko,+ sao ho renoky ny torimasom-pahafatesana+ aho,

  • Matio 9:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 dia niteny hoe: “Mandehana ianareo mivoaka, fa tsy maty razazavavy fa matory.”+ Dia nihomehezan’ireo izy.+

  • Asan’ny Apostoly 7:60
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 60 Dia nandohalika izy ka niantsoantso mafy hoe: “Jehovah ô, aza atao ho helony anie izao!”+ Rehefa avy nilaza izany izy, dia nodimandry.*

  • 1 Korintianina 15:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Taorian’izany, dia rahalahy maherin’ny dimanjato no indray nisehoany, ka mbola velona ankehitriny ny ankamaroany,+ fa ny sasany kosa efa nodimandry.*

  • 1 Korintianina 15:51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 Zava-miafina masina no lazaiko aminareo: Tsy hodimandry* avokoa isika rehetra, fa isika rehetra dia hovana+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara