FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 30:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Fa fantatro tsara fa hamerina ahy any amin’ny fahafatesana ianao,+

      Dia any amin’ny trano hihaonan’ny velona rehetra.

  • Salamo 49:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Mba ho velona mandrakizay izy ka tsy ho lasa any amin’ny lavaka.+

  • Mpitoriteny 3:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa manam-piafarana ny zanak’olombelona ary manam-piafarana koa ny biby, ary mitovy ihany ny iafaran’izy roa tonta.+ Fa toy ny ahafatesan’ny iray no ahafatesan’ny iray koa.+ Iray ihany ny hery mamelona* azy roa tonta,+ koa tsy misy maha ambony ny olona amin’ny biby, fa zava-poana ny zava-drehetra.

  • Mpitoriteny 9:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fa fantatry ny velona fa ho faty izy,+ fa ny maty kosa tsy mahalala na inona na inona,+ sady tsy mahazo valin-kasasarana intsony, satria hadino izay nahatsiarovana azy.+

  • Hebreo 11:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Finoana no nahatonga an’i Enoka+ hafindra toerana mba tsy hahita fahafatesana, ary tsy hita na taiza na taiza izy satria nafindran’Andriamanitra.+ Fa talohan’ny namindrana azy, dia nambara taminy fa nahazo sitraka tamin’Andriamanitra izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara