Deoteronomia 33:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tahaka ny voninahitry ny voalohan-teraky ny omby ny voninahiny.+Tandrok’ombidia ny tandrony,+Ary amin’ireo no hanosehany ny vahoaka,+Izay miaraka hatosiny hatrany amin’ny faran’ny tany.Ireo no alinalin’i Efraima,+Sy arivoarivon’i Manase.” 1 Samoela 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia nivavaka+ i Hana ka nanao hoe: “Mifaly amin’i Jehovah+ ny foko,Ao amin’i Jehovah no isandratan’ny tandroko.*+Misokatra ny vavako hamaly ny fahavaloko,Satria tena faly aho noho ny famonjena avy aminao.+ Salamo 89:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Homba azy ny tsy fivadihako sy ny hatsaram-panahiko feno fitiavana,+Ary ny anarako no isandratan’ny tandrony.+ Salamo 112:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Manao fanomezana be dia be izy, ary manome ho an’ny mahantra.+ צ [Tsade]Maharitra mandrakizay ny fahamarinany.+ ק [Kôfa]Hisandratra amim-boninahitra ny tandrony.*+
17 Tahaka ny voninahitry ny voalohan-teraky ny omby ny voninahiny.+Tandrok’ombidia ny tandrony,+Ary amin’ireo no hanosehany ny vahoaka,+Izay miaraka hatosiny hatrany amin’ny faran’ny tany.Ireo no alinalin’i Efraima,+Sy arivoarivon’i Manase.”
2 Dia nivavaka+ i Hana ka nanao hoe: “Mifaly amin’i Jehovah+ ny foko,Ao amin’i Jehovah no isandratan’ny tandroko.*+Misokatra ny vavako hamaly ny fahavaloko,Satria tena faly aho noho ny famonjena avy aminao.+
24 Homba azy ny tsy fivadihako sy ny hatsaram-panahiko feno fitiavana,+Ary ny anarako no isandratan’ny tandrony.+
9 Manao fanomezana be dia be izy, ary manome ho an’ny mahantra.+ צ [Tsade]Maharitra mandrakizay ny fahamarinany.+ ק [Kôfa]Hisandratra amim-boninahitra ny tandrony.*+