Salamo 23:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 I Jehovah no Mpiandry+ ahy.Tsy ho ory na inona na inona aho.+ Salamo 48:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa io Andriamanitra io no Andriamanitsika mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+Izy no hitari-dalana antsika mandra-pahafatintsika.+ Salamo 79:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa izahay kosa, izay olonao sy ondry ao amin’ny kijananao,+Dia hisaotra anao mandritra ny fotoana tsy voafetra,Ary hanambara ny fiderana anao, hatramin’ny taranaka fara mandimby.+ Salamo 80:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 80 Mihainoa, ry Mpiandry ny Israely ô,+Dia ianao izay mitarika an’i Josefa toy ny fitarika andian’ondry.+Mamirapirata,+ ry ilay mipetraka eo amin’ny kerobima+ ô! Isaia 40:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Toy ny mpiandry ondry izy ka handrasany ny andian’ondriny.+ Ny sandriny no hanangonany ny zanak’ondry,+ ka hotrotroiny eo an-tratrany ireny.+ Ary hotarihiny amim-pitandremana ireo mampinono.+ Ezekiela 34:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 “‘Ary ianareo, ry ondriko,+ eny, ry ondry ao an-kijanako, olombelona ianareo, ary izaho no Andriamanitrareo’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”
14 Fa io Andriamanitra io no Andriamanitsika mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+Izy no hitari-dalana antsika mandra-pahafatintsika.+
13 Fa izahay kosa, izay olonao sy ondry ao amin’ny kijananao,+Dia hisaotra anao mandritra ny fotoana tsy voafetra,Ary hanambara ny fiderana anao, hatramin’ny taranaka fara mandimby.+
80 Mihainoa, ry Mpiandry ny Israely ô,+Dia ianao izay mitarika an’i Josefa toy ny fitarika andian’ondry.+Mamirapirata,+ ry ilay mipetraka eo amin’ny kerobima+ ô!
11 Toy ny mpiandry ondry izy ka handrasany ny andian’ondriny.+ Ny sandriny no hanangonany ny zanak’ondry,+ ka hotrotroiny eo an-tratrany ireny.+ Ary hotarihiny amim-pitandremana ireo mampinono.+
31 “‘Ary ianareo, ry ondriko,+ eny, ry ondry ao an-kijanako, olombelona ianareo, ary izaho no Andriamanitrareo’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”