Salamo 96:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Lazao amin’ireo firenena hoe: “Lasa mpanjaka i Jehovah.+Nanjary mafy orina ny tany lonaka ka tsy ho voahozongozona.+Hitsara ny olona araka ny hitsiny izy.”+ Apokalypsy 11:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 sady nanao hoe: “Misaotra anao izahay,+ Jehovah Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra,+ Ilay ankehitriny+ sy taloha, satria noraisinao ny fahefanao lehibe+ ka efa nanomboka nanjaka+ ianao. Apokalypsy 19:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary izaho nahare feo tahaka ny feon’ny vahoaka be sy tahaka ny feon’ny rano be ary tahaka ny feon’ny kotroka mafy, nanao hoe: “Miderà an’i Jah,+ satria efa nanomboka nanjaka+ i Jehovah Andriamanitsika, ilay Mahery Indrindra.+
10 Lazao amin’ireo firenena hoe: “Lasa mpanjaka i Jehovah.+Nanjary mafy orina ny tany lonaka ka tsy ho voahozongozona.+Hitsara ny olona araka ny hitsiny izy.”+
17 sady nanao hoe: “Misaotra anao izahay,+ Jehovah Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra,+ Ilay ankehitriny+ sy taloha, satria noraisinao ny fahefanao lehibe+ ka efa nanomboka nanjaka+ ianao.
6 Ary izaho nahare feo tahaka ny feon’ny vahoaka be sy tahaka ny feon’ny rano be ary tahaka ny feon’ny kotroka mafy, nanao hoe: “Miderà an’i Jah,+ satria efa nanomboka nanjaka+ i Jehovah Andriamanitsika, ilay Mahery Indrindra.+