FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 67:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Aoka ny firenena samy hafa hifaly sy hihoby,+

      Fa hotsarainao araka ny hitsiny ny vahoaka.+

      Hitari-dalana ny firenena samy hafa eto an-tany ianao. Sela.

  • Salamo 98:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Eo anatrehan’i Jehovah, fa tonga hitsara ny tany izy.+

      Hitsara ny tany lonaka araka ny rariny izy,+

      Ary hitsara ny olona araka ny hitsiny.+

  • 1 Petera 2:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Tsy mba nanevateva izy+ rehefa nisy nanevateva,+ ary tsy mba nandrahona rehefa nijaly,+ fa nanankina foana ny fiainany kosa tamin’ilay+ mitsara araka ny hitsiny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara